Nehemiah 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany koa mbamin’ny tilikambo fiambenana misy ny fatana fandoroana dia namboarin’i Malkia, zanak’i Harima, sy i Hasoba, zanak’i Pahata-Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny laniny sasany amin’ny manda sy ny tilikambon’ny fatana fandoroana kosa, namboarin’i Melkiasa zanak’i Herema sy i Hasoba zanak’i Fahata-Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny laniny hafa amin’ny manda misy ny tilikambon’ny Fatana kosa dia namboarin’i Malkià, zanakalahin’i Harima, sy i Hasoba zanakalahin’i Pahata-Môaba.
Malagasy Bible 1865
Ny sasany koa mbamin'ny tilikambo misy ny fatana fandoroana dia namboarin'i Malkia, zanak'i Harima, sy Hasoba. zanak'i Pahatamoaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany koa mbamin’ny tilikambo fiambenana misy ny fatana fandoroana dia namboarin’i Malkia, zanak’i Harima, sy i Hasoba, zanak’i Pahata-Moaba.
malagasy
Ny sasany koa mbamin'ny tilikambo misy ny fatana fandoroana dia namboarin'i Malkia, zanak'i Harima, sy Hasoba. zanak'i Pahatamoaba.