Nehemiah 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Saloma, zanak’i Halohesy, komandin’ny antsasak’ireo avy amin’ny faritr’i Jerosalema, dia izy sy ny zanany vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo anilany dia i Seloma zanak’i Alohesa, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Jerosalema, no nanamboatra niaraka tamin’ny zanany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka azy roa lahy, dia i Saloma zanakalahin’i Lôhesy sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Jerosalema, no namboatra niaraka tamin’ny zanany vavy.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Saloma, zanak'i Halohesy, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Jerosalema, dia izy sy ny zananivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Saloma, zanak’i Halohesy, komandin’ny antsasak’ireo avy amin’ny faritr’i Jerosalema, dia izy sy ny zanany vavy.
malagasy
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Saloma, zanak'i Halohesy, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Jerosalema, dia izy sy ny zananivavy.