Nehemiah 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Nehemia, zanak’i Azboka, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Bety-Zora, hatreo amin’ny tandrifin’ireo fasan’i Davida ka hatramin’ny farihy izay natao ary hatrany amin’ny tranon’ny lehilahy mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka azy, i Nehemia zanak’i Azbôka, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Betsora, namboatra hatreo amin’ny tandrifin’ireo fasan’i Davida, hatreo amin’ilay dobo voafaritra sy hatreo amin’ny tranon’ny Lehilahy mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka an’i Saloma, dia i Nehemià, zanakalahin’i Hazboko sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Bety-Tsora, no namboatra ny manda ka tafapaka tandrifin’ireo fasan’i Davida sy ny dobo izay natao ary ny trano fonenan’ny miaramila maherifo.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Nehemia, zanak'i Azboka, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Beti-zora, hatramin'ny teo amin'ny tandrifin'ireo fasan'i Davida ka hatramin'ny farihy izay natao ary hatramin'ny tranon'ny lehilahy mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Nehemia, zanak’i Azboka, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Bety-Zora, hatreo amin’ny tandrifin’ireo fasan’i Davida ka hatramin’ny farihy izay natao ary hatrany amin’ny tranon’ny lehilahy mahery.
malagasy