Nehemiah 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io dia nanamboatra koa ireo rahalahiny, dia i Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Keila.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanamboatra nanarakaraka azy, ireo rahalahiny tarik’i Bavaì zanak’i Henadada, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Keilà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka azy dia namboatra koa ny levita namany notarihin’i Binoy zanakalahin’i Henadada sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà;
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka io dia namboatra koa ireo rahalahiny, dia Bavay, zanak'i Henadada, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Keila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io dia nanamboatra koa ireo rahalahiny, dia i Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Keila.
malagasy
Manarakaraka io dia namboatra koa ireo rahalahiny, dia Bavay, zanak'i Henadada, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Keila.