Nehemiah 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo dia nisy namboarin’i Ezera, zanak’i Josoa, komandin’i Mizpa, teo amin’ny tandrifin’ny fiakarana ho any amin’ny trano fitahirizam-piadiana eo amin’ny fiolahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo anilany dia i Azera zanak’i Jôsoe, lehiben’i Masfà, no nanamboatra ny ilan’ny manda, teo an-tandrifin’ny fiakaran’ny fitahirizam-piadiana, eo amin’ny zoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary teo an-kilan’ireo, i Hezera, zanakalahin’i Jesoa sady komandin’i Mitsepà, dia namboatra laniny hafa amin’ny manda, tandrifin’ny fiakarana ho any amin’ny fitehirizam-piadiana eo amin’ny zoro.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka lreo dia nisy namboarin'i Ezera, zanak'i Jesoa, komandin'i Mizpa, teo amin'ny tandrifin'ny fiakarana ho any amin'ny trano fitehirizam-piadiana eo amin'ny fiolahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo dia nisy namboarin’i Ezera, zanak’i Josoa, komandin’i Mizpa, teo amin’ny tandrifin’ny fiakarana ho any amin’ny trano fitahirizam-piadiana eo amin’ny fiolahana.
malagasy
Ary manarakaraka lreo dia nisy namboarin'i Ezera, zanak'i Jesoa, komandin'i Mizpa, teo amin'ny tandrifin'ny fiakarana ho any amin'ny trano fitehirizam-piadiana eo amin'ny fiolahana.