Nehemiah 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo anilan’ireo dia nandrafitra koa ny vatan-dehilahin’i Jeriko. Teo anilan’ireo indray dia nandrafitra koa i Zakora zanak’Imry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mponina ao Jerosalema no nanorina teo anilany, ary i Zakora, zanak’i Amrì, nanorina teo anilany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo an-kilan’ireo, ny mponin’i Jerikao no namboatra ny manda, ary nanarakaraka ireto indray i Zakora zanakalahin’i Imry.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak'Imry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo anilan’ireo dia nandrafitra koa ny vatan-dehilahin’i Jeriko. Teo anilan’ireo indray dia nandrafitra koa i Zakora zanak’Imry.
malagasy
Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak'Imry.