Nehemiah 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io koa i Baroka zanak’i Zabay dia nazoto nanamboatra ny ampahany hatreo amin’ny fiolahana ka hatreny amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba mpisoronabe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanarakaraka azy dia i Baròka zanak’i Zakaì, no nanamboatra tamin-kavitrihana ny ilany anankiray, hatreo amin’ny zoro ka hatreo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba, mpisorona lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka azy dia i Baraka, zanakalahin’i Zabay, no nazoto namboatra laniny hafa manomboka eo amin’ny zoro ka miafara amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba mpisorombe;
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka io koa dia Baroka, zanak'i Zabay, no nazoto namboatra ny sasany hatramin'ny fiolahana ka hatramin'ny varavaran'ny tranon'i Eliasiba mpisoronabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io koa i Baroka zanak’i Zabay dia nazoto nanamboatra ny ampahany hatreo amin’ny fiolahana ka hatreny amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba mpisoronabe.
malagasy
Manarakaraka io koa dia Baroka, zanak'i Zabay, no nazoto namboatra ny sasany hatramin'ny fiolahana ka hatramin'ny varavaran'ny tranon'i Eliasiba mpisoronabe.