Nehemiah 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Meremota, zanak’i Oria, zanak’i Hakoza, hatreo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’ny tranon’i Eliasiba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanarakaraka azy dia i Merimota zanak’i Oria zanak’i Akôsa no nanamboatra ny ilany anankiray hatreo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba, ka hatrarỳ amin’ny faran’ny tranon’i Eliasiba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary teo ankilan’io i Meremôta, zanakalahin’i Orià sy zafin’i Hakôtsa, dia namboatra laniny hafa manomboka eo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba ka tafapaka amin’ny faran’ny tranon’i Eliasiba.
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka io koa dia nisy namboarin'i Meremota, zanak'i Oria, zanak'i Hakoza, hatramin'ny varavaran'ny tranon'i Eliasiba ka hatramin'ny faran'ny tranon'i Eliasiba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Meremota, zanak’i Oria, zanak’i Hakoza, hatreo amin’ny varavaran’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’ny tranon’i Eliasiba.
malagasy
Manarakaraka io koa dia nisy namboarin'i Meremota, zanak'i Oria, zanak'i Hakoza, hatramin'ny varavaran'ny tranon'i Eliasiba ka hatramin'ny faran'ny tranon'i Eliasiba.