Nehemiah 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io dia nanamboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin’ny tany lemaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nanarakaraka azy dia ireo mpisorona, lehilahin’ny tany lemak’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka an’i Baròka, dia namboatra ny manda koa ny mpisorona avy amin’ny manodidina an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin'ny tany lemaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io dia nanamboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin’ny tany lemaka.
malagasy
Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny mpisorona, dia ireo avy tany amin'ny tany lemaka.