Nehemiah 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Binoy, zanak’i Henadada, hatramin’ny tranon’i Azaria ka hatreo amin’ny fiolahana eo amin’ny zorony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manarakaraka azy, i Benoy zanak’i Henadada, namboatra ny laniny iray, hatreo amin’ny tranon’i Azariasa ka hatreo amin’ny zorony sy hatreo amin’ny fiolahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka io, dia i Binoy zanakalahin’i Henadada kosa no namboatra ny laniny hafa manomboka eo amin’ny tranon’i Hazarià ka miafara amin’ny fiolahana eo an-jorony.
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka io koa, dia nisy namboarin'i Binoy, zanak'i Henadada, hatramin'ny tranon'i Azaria ka hatramin'ny fiolahana eo amin'ny zorony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Binoy, zanak’i Henadada, hatramin’ny tranon’i Azaria ka hatreo amin’ny fiolahana eo amin’ny zorony.
malagasy
Manarakaraka io koa, dia nisy namboarin'i Binoy, zanak'i Henadada, hatramin'ny tranon'i Azaria ka hatramin'ny fiolahana eo amin'ny zorony.