Nehemiah 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Netinima izay nonina tany Ofela dia niasa hatreo amin’ny tandrifin’ny vavahadin-drano atsinanana sy ny tilikambo fiambenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Natineanina dia nonina teo amin’ny Ofela, hatreo an-tandrifin’ny vavahadin’ny Rano, any atsinanana, sy ny tilikambo mandroso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy ireo mpanampy ny levita nitoetra tao Hôfela no namboatra laniny tafapaka amin’ny tilikambo mandroso, izany hoe eo atsinanan’ny Vavahadin-drano.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Netinima dia nonina tany Ofela hatreo amin'ny tandrifin'ny vavahadin-drano atsinanana sy ny mandroso eo amin'ny tilikambo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Netinima* izay nonina tany Ofela dia niasa hatreo amin’ny tandrifin’ny vavahadin-drano atsinanana sy ny tilikambo fiambenana.
malagasy
Ary ny Netinima dia nonina tany Ofela hatreo amin'ny tandrifin'ny vavahadin-drano atsinanana sy ny mandroso eo amin'ny tilikambo.