Nehemiah 3:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo koa dia nisy namboarin’ny Tekoita, teo amin’ny tandrifin’ilay mandroso eo amin’ny tilikambo fiambenana lehibe ka hatreo amin’ny mandan’i Ofela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manarakaraka azy, ny Tekôita namboatra ny laniny iray, tandrifin’ny tilikambo lehibe mibohitra, ka hatreo amin’ny mandan’i Ofela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka ireo, ny mponin’i Tekôa dia namboatra laniny hafa manomboka eo an-tandrifin’ny tilikambo lehibe mandroso ka miafara amin’ny mandan’i Hôfela.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka ireo koa dia nisy namboarin'ny Tekoita, teo amin'ny tandrifin'ny mandroso eo amin'ny tilikambo lehibe ka hatramin'ny mandan'i Ofela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo koa dia nisy namboarin’ny Tekoita, teo amin’ny tandrifin’ilay mandroso eo amin’ny tilikambo fiambenana lehibe ka hatreo amin’ny mandan’i Ofela.
malagasy
Ary manarakaraka ireo koa dia nisy namboarin'ny Tekoita, teo amin'ny tandrifin'ny mandroso eo amin'ny tilikambo lehibe ka hatramin'ny mandan'i Ofela.