Nehemiah 3:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona tsirairay ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambonin’ny vavahadin’ny Soavaly dia ny mpisorona no samy namboatra ny tandrifin’ny tranony avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manomboka eo amin’ny vavahadin-tsoavaly, dia samy namboatra ny manda tandrifin’ny tranony avy ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Hatreo ambonin'ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin'ny mpisorona, dia samy ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona tsirairay ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy.
malagasy
Hatreo ambonin'ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin'ny mpisorona, dia samy ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony avy.