Nehemiah 3:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Zadoka, zanak’Imera, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Semaia, zanak’i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manarakaraka azy, i Sadôka zanak’i Emera nanamboatra ny teo anoloan’ny tranony; manarakaraka azy, nanamboatra i Semeiàsa zanak’i Sikemiasa mpiandry ny vavahady atsinanana amin’ny tempoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo ankilan’ireo dia namboatra ny laniny tandrifin’ny tranony koa i Tsadôka zanakalahin’i Imera; nanarakaraka azy dia i Semahià zanakalahin’i Sekanià sady mpiandry ny vavahady atsinanana no namboatra ny manda.
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka ireo dia namboatra koa Zadoka, zanak'Imera, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny. tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Semaia, zanak'i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Zadoka, zanak’Imera, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Semaia, zanak’i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana.
malagasy