Nehemiah 3:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Hanania, zanak’i Selemia, sy i Hanona, fahenin’ny zanak’i Zalafa. Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Mesolama, zanak’i Berekia, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny efitranony ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manarakaraka azy, i Hananiasa zanak’i Selemiasa sy i Hanòna fahenin’ny zanak’i Selefa, namboatra ny laniny iray hafa. Manarakaraka azy i Mosolama, zanak’i Barakia, nanamboatra ny teo anoloan’ny tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka an’i Semahià, dia namboatra laniny hafa i Hananià, zanakalahin’i Selemià, sy i Hanona, fahenin’ny zanakalahin’i Tsalafa; nanarakaraka azy roa lahy, dia i Mesolama zanak’i Berekià no namboatra tandrifin’ny efitranony.
Malagasy Bible 1865
Manarakaraka io koa dia nisy namboarin'i Hanania, zanak'i Setemia, sy Hanona, fahenin'ny zanak'i Zalafa. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Mesolama, zanak'i Berekia, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny efi-tranony ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’io koa dia nisy namboarin’i Hanania, zanak’i Selemia, sy i Hanona, fahenin’ny zanak’i Zalafa. Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Mesolama, zanak’i Berekia, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny efitranony ihany.
malagasy