Nehemiah 3:37 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza saronana ny helony ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany; fa efa nampahatezitra Anao teo anatrehan’ireo mandrafitra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza avela ny helony, ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany, fa efa nanao fanafintohinana teo anatrehan’ireto mandrafitra izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela ny helony ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany, satria Ianao efa notevatevainy teo anatrehan’ireo mpandrafitra.»
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza saronana ny helony ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany; fa efa nampahatezitra Anao teo anatrehan’ireo mandrafitra izy ireo.
malagasy
Aza manarona ny helony, ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany; fa efa nampahatezitra Anao teo anatrehan'ireo mandrafitra izy.Ka dia narafitray ihany ny manda ka tafakambana avokoa hatramin'ny antsasany miakatra; fa nazoto niasa ny olona.