Nehemiah 3:38 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia narafitray ihany ny manda ka tafakambana avokoa hatramin’ny antsasany miakatra; satria nafana fo niasa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia narafitray ny manda, ka voatsangana indray avokoa ny manda manodidina hatreo amin’ny antsasaky ny haavony, fa niasa an-jotom-po ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia narafitray ihany ny manda ka voatsangana manontolo hatreo amin’ny antsasaky ny haavony; fa nazoto niasa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia narafitray ihany ny manda ka tafakambana avokoa hatramin’ny antsasany miakatra; satria nafana fo niasa ny olona.
malagasy
Ka dia narafitray ihany ny manda ka tafakambana avokoa hatramin'ny antsasany miakatra; fa nazoto niasa ny olona.