Nehemiah 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Meremota, zanak’i Oria, zanak’i Hakoza. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Mesolama, zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Zadoka, zanak’i Bana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary teo anilany dia i Merimota zanak’i Oria zanak’i Akôsa, no nanamboatra; ary teo anilany dia i Mosolama zanak’i Barakia zanak’i Mesezebela, no nanamboatra; ary teo anilany dia i Sadôka zanak’i Baanà no nanamboatra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo an-kilan’ireo no namboatra ny manda i Meremôta zanakalahin’i Onà sy zafin’i Hakôtsa; nanarakaraka azy i Mesolama zanakalahin’i Besekià sy zafin’i Mesezabela; ary nanarakaraka io indray i Tsadôka zanakalahin’i Bahanà.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Meremota.zanak'i Oria, zanak'i Hakoza. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Mesolama, zanak'i Berekia, zanak'i Mesezabela. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Zadoka, zanak'i Bana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Meremota, zanak’i Oria, zanak’i Hakoza. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Mesolama, zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Zadoka, zanak’i Bana.
malagasy