Nehemiah 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo anilan’io dia nanamboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny lohany ho amin’ny fanompoana ny Tompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
teo anilany dia ny Tekôita no nanamboatra, saingy tsy nilatsaka hanampy tamin’ny fanompoana ny tompony, ny lehibe tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo an-kilan’i Tsadôka dia namboatra koa ny mponin’i Tekôa, nefa ny loholony tsy nety hofehezin’ireo mpiandraikitra ny asa.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny vozony ho amin'ny fanompoana ny Tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo anilan’io dia nanamboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny lohany ho amin’ny fanompoana ny Tompony.
malagasy
Ary manarakaraka io dia namboatra koa ny Tekoita; nefa ny olona ambonimbony teo aminy dia tsy nety nampiondrika ny vozony ho amin'ny fanompoana ny Tompony.