Nehemiah 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Refaia, zanak’i Hora, komandin’ny antsasak’ireo avy amin’ny faritr’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namboatra teo anilany, i Rafaiasa zanak’i Hora, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namboatra nanarakaraka azy i Refaià zanakalahin’i Hora sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Refaia. zanak'i Hora, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Refaia, zanak’i Hora, komandin’ny antsasak’ireo avy amin’ny faritr’i Jerosalema.
malagasy
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Refaia. zanak'i Hora, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Jerosalema.