Nehemiah 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Sanibala sy i Tobia mbamin’ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan’i Jerosalema ka efa ho voavoatra izay rava dia nirehitra mafy ny hatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisafoaky ny hatezerana avokoa anefa i Sanabalata, ny Arabo, ny Amônita ary ny Azôtianina, nony nandre fa hoe mandroso ny famboarana ny manda, ary efa mitampina miandalandalana ny banga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Sanebalato sy i Tôbià mbamin’ny Arabo sy ny Hamônita ary ny Asdôdita fa mandroso ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema ka efa ho voatampina ny banga, dia nirehitra mafy ny fahatezerany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan'i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Sanibala sy i Tobia mbamin’ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan’i Jerosalema ka efa ho voavoatra izay rava dia nirehitra mafy ny hatezerany.
malagasy
Ary rehefa ren'i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan'i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany.