Nehemiah 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’izay andro izay, ny antsasaky ny zatovoko, dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa dia nitana lefona aman’ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon’ny fianakaviana rehetra amin’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’izay andro izay dia ny antsasaky ny oloko ihany no nanao ny asa, fa ny antsasany kosa nitana lefona aman’ampinga sy tsipìka aman’akanjo fiarovan-tratra, ary ny filohany dia samy teo ivohon’ny fianakavian’i Jodà rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nanomboka tamin’io andro io, dia ny antsasaky ny oloko no nanao ny asa, fa ny antsasany kosa nitana lefona sy ampinga ary tsipîka aman’akanjo fiarovan-tratra; ireo filoha dia samy teo ivohon’ny olona rehetra amin’i Joda
Malagasy Bible 1865
Ary hatramin'izay andro izay ny antsasaky ny zatovoko dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa nitàna lefona aman'ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon'ny fianakaviana rehetra amin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’izay andro izay, ny antsasaky ny zatovoko, dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa dia nitana lefona aman’ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon’ny fianakaviana rehetra amin’ny Joda.
malagasy