Nehemiah 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korontam-bato sy ny tany kosa dia samy nanamboatra tamin’ny tanany iray ary nitan-defona kosa tamin’ny tanany ilany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ireo nanao ny manda, ny sasany, dia izay nitondra entana sy nivesatra azy, nanao ny asa tamin’ny tanany an’ila sy nitam-piadiana tamin’ny tanany an’ila.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay namboatra ny manda. Ny mpitondra entana dia samy niasa tamin’ny tanany anankiray ary nitan-defona kosa ny tanany an’ila;
Malagasy Bible 1865
Ary izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korontam-bato sy ny tany dia samy niasa tamin'ny tànany anankiray, ary nitan-defona kosa ny tànany anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korontam-bato sy ny tany kosa dia samy nanamboatra tamin’ny tanany iray ary nitan-defona kosa tamin’ny tanany ilany.
malagasy
Ary izay nandrafitra ny manda sy ny mpitondra entana izay nanangona ny korontam-bato sy ny tany dia samy niasa tamin'ny tànany anankiray, ary nitan-defona kosa ny tànany anankiray.