Nehemiah 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpandrafitra rehetra dia samy nanana ny sabany voafehy teny an-tsikinany avy no sady nandrafitra. Ary teo anilako ny mpitsoka ny anjomara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany, dia izay nandrafitra, samy nanana ny sabany voafehy tamin’ny valahany avy, teo am-pandrafetana; ny mpitsoka trômpetra tsy niala teo akaikiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mpandrafitra rehetra, teo am-pandrafetana, dia samy nanan-tsabatra anankiray voafehy teo amin’ny etrany avy; ary ny mpitsoka anjomara dia teo anilako.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpandrafitra rehetra dia samy nanana ny sabany voafehy tamin'ny valahany avy, ka dia nandrafitra. Ary ny mpitsoka ny anjomara dia teo anilako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpandrafitra rehetra dia samy nanana ny sabany voafehy teny an-tsikinany avy no sady nandrafitra. Ary teo anilako ny mpitsoka ny anjomara.
malagasy
Ary ny mpandrafitra rehetra dia samy nanana ny sabany voafehy tamin'ny valahany avy, ka dia nandrafitra. Ary ny mpitsoka ny anjomara dia teo anilako.