Nehemiah 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho tamin’ny olo-manankaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa ka miparitaka eny ambonin’ny manda isika sady mifanalavitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho tamin’ny lehibe sy ny andriambaventy ary ny vahoaka sisa: «Lehibe ity ny asa, sady amin’ny tany malalaka; ka tafaely eny amin’ny manda sy tafasaraka be ihany isika rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho tamin’ny loholona sy mpanapaka mbamin’ny vahoaka sisa: –Be sady midadasika ny asa; ka dia voazarazara eny amin’ny manda sy mifanalavitra isika!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho tamin'ny manan-kaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho tamin’ny olo-manankaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa ka miparitaka eny ambonin’ny manda isika sady mifanalavitra.
malagasy
Ary hoy izaho tamin'ny manan-kaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra.