Nehemiah 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa eo amin’izay toerana andrenesanareo ny feon’ny anjomara dia mivoria ho any aminay ianareo; fa Andriamanitsika no hiady ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa na aiza na aiza no andrenesanareo ny feon’ny trômpetra dia mivoria eto aminay ianareo, fa ny Andriamanitsika no hiady ho antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na aiza na aiza ianareo no mandre ny feon’anjomara, dia mivoria atỳ aminay; fa Andriamanitra no hiady ho antsika!
Malagasy Bible 1865
Koa eo amin'izay fitoerana andrenesanareo ny feon'ny anjomara dia mivoria ho any aminay ianareo; fa Andriamanitsika no hiady ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa eo amin’izay toerana andrenesanareo ny feon’ny anjomara dia mivoria ho any aminay ianareo; fa Andriamanitsika no hiady ho antsika.
malagasy
Koa eo amin'izay fitoerana andrenesanareo ny feon'ny anjomara dia mivoria ho any aminay ianareo; fa Andriamanitsika no hiady ho antsika.