Nehemiah 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao ny asa izahay ary ny antsasany kosa dia nitan-defona hatramin’ny mazava ratsy ka mandra-piposaky ny kintana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao ny asa izahay; ny antsasany taminay nitan-defona hatramin’ny mazava atsinanana ka mandra-piposaky ny kintana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao ny asa izahay manomboka ny mazava atsinanana ka mandra-piposaky ny kintana; ary ny antsasakay kosa nitan-defona.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao ny asa izahay, ary ny antsasany kosa nitan-defona hatramin'ny mazavaratsy ka mandra-piposaky ny kintana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao ny asa izahay ary ny antsasany kosa dia nitan-defona hatramin’ny mazava ratsy ka mandra-piposaky ny kintana.
malagasy
Dia nanao ny asa izahay, ary ny antsasany kosa nitan-defona hatramin'ny mazavaratsy ka mandra-piposaky ny kintana.