Nehemiah 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin’ny zatovoko sy ny mpiambina izay nanaraka ahy dia samy tsy niala akanjo, fa samy nitana ny fiadiany sy ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na izaho, na ireo rahalahiko, na ny oloko, na ny mpiambina nanaraka ahy, dia tsy nisy niala akanjo; handro tokana matoa nanala azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na izaho, na ny havako na ny mpanompoko, na ny mpiambina nanaraka ahy, dia samy tsy niala akanjo mihitsy afa-tsy raha handro.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin'ny zatovoko sy ny mpiambina, izay nanaraka ahy, dia samy tsy niala akanjo, sady tsy nisy nandro akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin’ny zatovoko sy ny mpiambina izay nanaraka ahy dia samy tsy niala akanjo, fa samy nitana ny fiadiany sy ny rano.
malagasy
Fa izaho sy ny rahalahiko mbamin'ny zatovoko sy ny mpiambina, izay nanaraka ahy, dia samy tsy niala akanjo, sady tsy nisy nandro akory.