Nehemiah 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa niray tetika izy rehetra handeha hamely an’i Jerosalema ka hanimba ny asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niray tetika izy rehetra handeha hamely an’i Jerosalema sy hanabataba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an’i Jerosalema sy hanimba ny asa.
Malagasy Bible 1865
Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an'i Jerosalema ka hanimba ny asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa niray tetika izy rehetra handeha hamely an’i Jerosalema ka hanimba ny asa.
malagasy
Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an'i Jerosalema ka hanimba ny asa.