Nehemiah 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’alina noho ny fahatahoranay azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivavaka tamin’ny Andriamanitray izahay, sady nametraka mpiambina andro aman’alina, hanohitra azy sy hiaro tena aminy mba hisorohanay ny famelezany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay sady nametraka mpiambina andro aman’alina hiatrehana sy hanoherana an-dry zareo.
Malagasy Bible 1865
Dia nivavaka tamin'Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman'alina noho ny fahatahoranay azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivavaka tamin’Andriamanitray izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’alina noho ny fahatahoranay azy.
malagasy
Dia nivavaka tamin'Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman'alina noho ny fahatahoranay azy.