Nehemiah 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa ny fahavalonay: Tsy hahalala izy na hahita raha tsy tonga eo afovoany isika ka mahafaty azy ary mampitsahatra ny asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahavalonay koa nanao hoe: «Tsy hahalala ireo na hahita, raha tsy efa tonga eo afovoany isika, ka dia hamono azy sy hampitsahatra ny asa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahavalonay kosa nihevitra fa tsy hahalala na hahita izahay, raha tsy tonga eo afovoanay izy ka mahafaty anay ary mampitsahatra ny asa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa ny fahavalonay: Tsy hahalala izy, na hahita, raha tsy tonga eo afovoany isika ka mahafaty azy ary mampitsahatra ny asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa ny fahavalonay: Tsy hahalala izy na hahita raha tsy tonga eo afovoany isika ka mahafaty azy ary mampitsahatra ny asa.
malagasy
Ary hoy kosa ny fahavalonay: Tsy hahalala izy, na hahita, raha tsy tonga eo afovoany isika ka mahafaty azy ary mampitsahatra ny asa.