Nehemiah 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin’ireo ka niteny impolo taminay hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo dia miverena atỳ aminay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony tonga ireo Jody nonina tao akaikiny dia nampandre anay impolo na avy aiza na avy aiza no ihavian’ny fahavalo hamely anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Jiosy izay nonina teo akaikin’ireo fahavalonay ireo dia tonga nampandre anay impolo kely hoe: «Hatraiza hatraiza no iavian-dry zareo hamely antsika!»
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin'ireo ka nanao taminay im-polo hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo, dia miverena atỳ aminay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin’ireo ka niteny impolo taminay hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo dia miverena atỳ aminay,
malagasy
Ary rehefa tonga ny Jiosy izay nonina teo akaikin'ireo ka nanao taminay im-polo hoe: Na avy aiza na avy aiza ianareo, dia miverena atỳ aminay,