Nehemiah 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nasiako olona teo amin’ny toerana ambany, teo ivelan’ny manda sy teo ankarihary; eny, nalahatro araka ny fokony avy ny olona ary samy nitana sabatra sy lefona ary tsipìka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia natokotokoko ara-pianakaviana ny vahoaka, samy nitondra ny sabany sy ny lefony aman-tsipìkany, ho any ivohon’ny manda, amin’ny ilany iva indrindra, amin’ny toerana tsy misy manakontakona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasiako miaramila tamina toerana iva saingy voaaro, teo ivelan’ny manda; araka ny tarika nipoirany avy no nandaharako azy, samy nitana sabatra sy lefona ary tsipîka.
Malagasy Bible 1865
dia nasiako olona teo amin'ny fitoerana ambany, teo ivelan'ny manda sy teo an-karihary; eny, nalahatro ny olona araka ny fokony avy, samy nitàna sabatra sy lefona ary tsipìka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nasiako olona teo amin’ny toerana ambany, teo ivelan’ny manda sy teo ankarihary; eny, nalahatro araka ny fokony avy ny olona ary samy nitana sabatra sy lefona ary tsipìka.
malagasy
dia nasiako olona teo amin'ny fitoerana ambany, teo ivelan'ny manda sy teo an-karihary; eny, nalahatro ny olona araka ny fokony avy, samy nitàna sabatra sy lefona ary tsipìka.