Nehemiah 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny fahavalontsika fa efa fantatray izany sady efa nofoanan’Andriamanitra ny heviny dia niverina ho any amin’ny manda izahay rehetra, samy ho any amin’ny asanay avy indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’ny fahavalonay fa efa nahalala izahay, sy efa nofoanan’Andriamanitra ny heviny, dia niverina ho any amin’ny manda izahay rehetra, samy nankany amin’ny asany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’ny fahavalonay fa efa fantatray sady efa nofoanan’Andriamanitra ny tetik’adiny, dia niverina ho any amin’ny manda izahay rehetra, samy nandray ny asany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny fahavalontsika fa efa fantatray izany, sady efa nofoanan'Andriamanitra ny heviny, dia niverina ho amin'ny manda izahay rehetra, samy ho amin'ny asany avy indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny fahavalontsika fa efa fantatray izany sady efa nofoanan’Andriamanitra ny heviny dia niverina ho any amin’ny manda izahay rehetra, samy ho any amin’ny asanay avy indray.
malagasy
Ary nony ren'ny fahavalontsika fa efa fantatray izany, sady efa nofoanan'Andriamanitra ny heviny, dia niverina ho amin'ny manda izahay rehetra, samy ho amin'ny asany avy indray.