Nehemiah 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitaraina mafy ny lehilahy sy ny vadiny ny amin’ny Jiosy rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velon-taraina mafy ny sarambabem-bahoaka mbamin’ny vadiny, noho ny amin’ireo Jody rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia nisy lehilahy sy vehivavy sarambabem-bahoaka nitaraina mafy noho ny ataon’ny Jiosy sasany mpiray firenena aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nitaraina mafy ny lehilahy sy ny vadiny ny amin'ny Jiosy rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitaraina mafy ny lehilahy sy ny vadiny ny amin’ny Jiosy* rahalahiny.
malagasy
Ary nitaraina mafy ny lehilahy sy ny vadiny ny amin'ny Jiosy rahalahiny.