Nehemiah 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampanjanaka vola sy vary taminy koa izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko. Koa miangavy anareo aho, aoka re hafointsika izany trosa izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho mbamin’ireo rahalahiko sy ny mpanompoko koa, efa samy nampisambotra taminy vola sy vary. Ka andeha isika samy hamoy izany trosa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho sy ny havako ary ny mpanompoko dia efa nampisambotra vola sy vary, koa aoka re isika mba samy hamoy izany trosa izany!
Malagasy Bible 1865
Izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko efa nampanàna vola sy vary taminy; koa masìna ianareo, aoka re hafointsika izany trosa izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampanjanaka vola sy vary taminy koa izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko. Koa miangavy anareo aho, aoka re hafointsika izany trosa izany!
malagasy
Izaho sy ny rahalahiko ary ny zatovoko efa nampanàna vola sy vary taminy; koa masìna ianareo, aoka re hafointsika izany trosa izany;