Nehemiah 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, naharitra nanarina io manda io aho sady tsy nividy tany izahay; ary ny zatovoko rehetra dia voangona hanao ny asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mainka fa nimasoako ny famboarana io manda io; tsy mba nividy tany akory izahay, fa vory nihohoka teo amin’ny asa avokoa ny oloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny namboatra io manda io no nilofosako ary vory nifantoka tamin’ny asa teto avokoa ny mpanompoko, ka tsy mba nisy nividy tany izahay.
Malagasy Bible 1865
Eny, izaho naharitra nanao io manda io ihany, sady tsy nividy tany izahay; ary ny zatovoko rehetra dia voangona hanao ny asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, naharitra nanarina io manda io aho sady tsy nividy tany izahay; ary ny zatovoko rehetra dia voangona hanao ny asa.
malagasy
Eny, izaho naharitra nanao io manda io ihany, sady tsy nividy tany izahay; ary ny zatovoko rehetra dia voangona hanao ny asa.