Nehemiah 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy Jiosy sy mpanapaka dimampolo amby zato teo amin’ny latabatro, afa-tsy ireo izay nankeo aminay avy tamin’ny firenena manodidina anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nihinana eo amin’ny latabatro dia 150 lahy, Jody sy andriambaventy, afa-tsy izay tonga ao aminay, avy amin’ny firenena manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy mpanapaka jiosy 150 nisakafo teo amin’ny latabatro, afa-tsy izay vahiny tonga ao aminay avy tamin’ny firenena nanodidina;
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'ny latabatro nisy Jiosy sy mpanapaka dimam-polo amby zato afa-tsy izay nankeo aminay avy tamin'ny firenena manodidina anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy Jiosy sy mpanapaka dimampolo amby zato teo amin’ny latabatro, afa-tsy ireo izay nankeo aminay avy tamin’ny firenena manodidina anay.
malagasy
Ary teo amin'ny latabatro nisy Jiosy sy mpanapaka dimam-polo amby zato afa-tsy izay nankeo aminay avy tamin'ny firenena manodidina anay.