Nehemiah 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô, araka izay rehetra nataoko ho an’ity firenena ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsarovy, ry Andriamanitro ô, ka hahazoako sitraka anie izay rehetra nataoko ho an’izany vahoaka izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mba tsarovy hanasoavana ahy, ry Andriamanitra ô, izay rehetra nataoko ho an’ity firenena ity!»
Malagasy Bible 1865
Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô, araka izay rehetra nataoko ho an’ity firenena ity!
malagasy
Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity.