Nehemiah 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy nilaza hoe: Maro izahay mbamin’ny zanakay lahy sy ny zanakay vavy; koa ta hahazo vary izahay mba hohaninay sy hivelomanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny sasany: «Maro izahay, mbamin’ny zanakay lahy aman-janakay vavy, ka aoka handray vary hohaninay ka ho velona izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy nanao hoe: «Maro izahay mbamin’ny zanakay lahy aman-janakay vavy; koa te hahazo vary izahay mba hohaninay sy hivelomanay».
Malagasy Bible 1865
Fa nisy nanao hoe: Maro izahay mbamin'ny zanakai-lahy sy ny zanakai-vavy; koa ta-hahazo vary izahay mba hohaninay hivelomanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy nilaza hoe: Maro izahay mbamin’ny zanakay lahy sy ny zanakay vavy; koa ta hahazo vary izahay mba hohaninay sy hivelomanay.
malagasy
Fa nisy nanao hoe: Maro izahay mbamin'ny zanakai-lahy sy ny zanakai-vavy; koa ta-hahazo vary izahay mba hohaninay hivelomanay.