Nehemiah 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy koa niteny hoe: Ny taninay sy ny tanim-boalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka, koa ta hahazo vary izahay amin’ny mosary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa ny sasany: «Ataonay antoka ny taninay mbamin’ny tanimboalobokay sy ny tranonay, mba hahazoanay vary mandritra ny mosary.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa nanao hoe: «Ny sahanay sy ny tanimboalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka; koa te hahazo vary izahay mandritra ny mosary».
Malagasy Bible 1865
Ary nisy koa nanao hoe: Ny taninay sy ny tanim-boalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka, koa ta-hahazo vary izahay noho ny mosary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy koa niteny hoe: Ny taninay sy ny tanim-boalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka, koa ta hahazo vary izahay amin’ny mosary.
malagasy
Ary nisy koa nanao hoe: Ny taninay sy ny tanim-boalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka, koa ta-hahazo vary izahay noho ny mosary.