Nehemiah 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy indray koa nilaza hoe: Efa nisambo-bola izahay handoavanay ny hetran’ny mpanjaka ary ny taninay sy ny tanim-boalobokay no nataonay antoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa ny hafa: «Ny taninay aman-tanimboalobokay izao, efa nataonay antoky ny vola nosamborinay handoavana ny hetran’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy indray nanao hoe: «Efa nisambo-bola izahay handoavanay ny hetran’ny amperôra; ary ny sahanay sy ny tanimboalobokay no nataonay antoka.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy koa indray nanao hoe: Efa nisambo-bola izahay handoavanay ny hetran'ny mpanjaka, ary ny taninay sy ny tanim-boalobokay no nataonay antoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy indray koa nilaza hoe: Efa nisambo-bola izahay handoavanay ny hetran’ny mpanjaka ary ny taninay sy ny tanim-boalobokay no nataonay antoka.
malagasy
Ary nisy koa indray nanao hoe: Efa nisambo-bola izahay handoavanay ny hetran'ny mpanjaka, ary ny taninay sy ny tanim-boalobokay no nataonay antoka.