Nehemiah 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra indrindra aho raha nahare ny fitarainany sy izany teny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ny hatezerako nony nandre ny fitarainan’izy ireo, sy izany teny izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra mafy aho rehefa nahare ny fitarainan’ny olona sy izany teny izany.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra indrindra aho, raha nahare ny fitarainany sy izany teny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra indrindra aho raha nahare ny fitarainany sy izany teny izany.
malagasy
Dia tezitra indrindra aho, raha nahare ny fitarainany sy izany teny izany.