Nehemiah 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihevitra tao am-poko aho ka nananatra mafy ny olo-manankaja sy ny mpanapaka ary niteny taminy hoe: Samy mampanjanaka zavatra amin’ny rahalahinareo avy ianareo. Dia nanendry fivoriambe hitsarana azy ireo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nieritreritra aho anakampo, dia ireo lehibe aman’andriambaventy no nanariko mafy sy nataoko hoe: «Mampanjanaka vola ianareo izany, samy amin’ny rahalahiny avy!» Koa nanao fivorian-dehibe noho ny amin’izy ireo aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanapa-kevitra anakampoko aho fa ny loholona sy mpanapaka no hanariko noho izy samy nampanàna zavatra tamin’ny mpiray firenena aminy. Dia nampanao fivoriam-be hitsarana azy aho
Malagasy Bible 1865
Ary nihevitra tao am-poko aho, ka dia nananatra mafy ny manan-kaja sy ny mpanapaka ka nanao taminy hoe: Samy mampanàna zavatra amin'ny rahalahinareo avy ianareo. Dia nanendry fiangonan-dehibe aho hitsarana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihevitra tao am-poko aho ka nananatra mafy ny olo-manankaja sy ny mpanapaka ary niteny taminy hoe: Samy mampanjanaka zavatra amin’ny rahalahinareo avy ianareo. Dia nanendry fivoriambe hitsarana azy ireo aho.
malagasy