Nehemiah 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao an-tranon’i Semaia zanak’i Delaia zanak’i Mehetabela aho. Nihidy aman-trano tao izy dia niteny hoe: Andeha isika hiditra ao amin’ny tranon’Andriamanitra ao anatin’ny tempoly, ary aoka harindrintsika ny varavarana, fa ho avy hamono anao izy; eny, ho avy alina hamono anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankao amin’i Semaiasa zanak’i Dalaiasa, zanak’i Metabeela aho. Nihidy aman-trano izy, ary izao no nolazainy tamiko: «Andeha isika hiara-mankao an-tranon’Andriamanitra eo anatin’ny tempoly, fa tamy hamono anao ny olona; ary amin’ny alina no hahatongavan’ny olona hamono anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro aho dia nankao an-tranon’i Semahià zanakalahin’i Delatà sy zafin’i Mehetabeela, satria nisy sampona tsy nahatongavany tany amiko. Ka hoy izy hoe: –Ao an- tranon’Andriamanitra, ao anatin’ny Toeramasina, no ndeha isika hihaona; ary aoka hohidintsika ny varavarana fa ho avy hamono anao ireo mpanohitra anao; eny, ho avy alina hamono anao izy.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho dia tonga tao an-tranon'i Semaia, zanak'i Delaia, zanak'i Mehetabela, izay nihidy trano tao; dia hoy izy: Andeha isika hiditra ao an-tranon'Andriamanitra ao anatin'ny tempoly, ary aoka harindrintsika ny varavarana, fa ho avy hamono anao izy, eny, ho avy alina hamono anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao an-tranon’i Semaia zanak’i Delaia zanak’i Mehetabela aho. Nihidy aman-trano tao izy dia niteny hoe: Andeha isika hiditra ao amin’ny tranon’Andriamanitra ao anatin’ny tempoly, ary aoka harindrintsika ny varavarana, fa ho avy hamono anao izy; eny, ho avy alina hamono anao izy.
malagasy