Nehemiah 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro tsy Andriamanitra no naniraka azy fa nilaza izany faminaniana izany hamitahany ahy izy satria notambazan’i Tobia sy i Sanibala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandinika aho, ka indro fa tsy Andriamanitra no naniraka azy; fa ny nanononany faminaniana ny amiko dia noho izy voakaraman’i Tobia sy i Sanabalata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako manko fa tsy Andriamanitra no naniraka an’i Semahià, fa hamitahana ahy no nilazany tamiko izany hafatra izany, satria voakaraman’i Tôbià sy i Sanebalato izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, tsy Andriamanitra no naniraka azy, fa nilaza izany faminaniana izany hamitahany ahy izy, satria notambazan'i Tobia sy Sanbala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro tsy Andriamanitra no naniraka azy fa nilaza izany faminaniana izany hamitahany ahy izy satria notambazan’i Tobia sy i Sanibala.
malagasy
Ary hitako fa, indro, tsy Andriamanitra no naniraka azy, fa nilaza izany faminaniana izany hamitahany ahy izy, satria notambazan'i Tobia sy Sanbala.