Nehemiah 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nanambazany azy mba hampitahotra ahy hanaovako izay lazainy ka hanotako mba hahazoany miteny ratsy hanomezany tsiny ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny nanakaramany azy dia mba hatahorako ka hanarahako ny toroheviny sy hanotako, dia misy hoentiny haharatsy laza ahy sy hahafa-baraka ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nanakaramany azy dia mba hampitahotra ahy hanarahako ny toroheviny sy hanotako, ka hahazoany miteny ratsy ahy sy manala baràka ahy.
Malagasy Bible 1865
Izany no nanambazany azy, mba hampitahotra ahy hanaovako izany ka hanotako, dia hahazoany teny tatsy hanaratsiany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nanambazany azy mba hampitahotra ahy hanaovako izay lazainy ka hanotako mba hahazoany miteny ratsy hanomezany tsiny ahy.
malagasy
Izany no nanambazany azy, mba hampitahotra ahy hanaovako izany ka hanotako, dia hahazoany teny tatsy hanaratsiany ahy.