Nehemiah 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Andriamanitro ô, tsarovy i Tobia sy i Sanibala araka izany asany izany mbamin’i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany sasany koa izay nampitahotra ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry Andriamanitra ô, tsarovy i Tobia sy i Sanabalata, araka izany asa ratsy izany, ary koa i Nôadiasa mpaminany, sy ireo mpaminany hafa nitady hampitahotra ahy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Andriamanitra ô, tsarovy i Tôbià sy i Sanebalato araka izany asany izany, ary tsarovy koa i Nôhadià mpaminanivavy sy ireo mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy.»
Malagasy Bible 1865
Ry Andriamanitro ô, tsarovy Tobia sy Sanbala araka izany asany izany mbamin'i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany sasany koa, izay nampitahotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Andriamanitro ô, tsarovy i Tobia sy i Sanibala araka izany asany izany mbamin’i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany sasany koa izay nampitahotra ahy.
malagasy
Ry Andriamanitro ô, tsarovy Tobia sy Sanbala araka izany asany izany mbamin'i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany sasany koa, izay nampitahotra ahy.