Nehemiah 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vita tao anatin’ny roa amby dimampolo andro ny manda, tamin’ny andro fahadimy amby roapolo tamin’ny volana Elola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 52 andro, dia vita ny manda, tamin’ny faha-25n’ny volana Elola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro faha-25, tamin’ny volana Elola, no nahavitana ny manda, izany hoe 52 andro niasana.
Malagasy Bible 1865
Dia vita tamin'ny roa amby dimam-poloandro ny manda, dia tamin'ny andro faha-dimy amby roa-polo tamin'ny volana Elola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vita tao anatin’ny roa amby dimampolo andro ny manda, tamin’ny andro fahadimy amby roapolo tamin’ny volana Elola*.
malagasy
Dia vita tamin'ny roa amby dimam-poloandro ny manda, dia tamin'ny andro faha-dimy amby roa-polo tamin'ny volana Elola.