Nehemiah 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’ny fahavalonay rehetra izany dia raiki-tahotra ny firenena rehetra manodidina anay sady hitany fa tsinontsinona izy; ary fantany fa Andriamanitray no nahavitana izany asa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny fahavalonay rehetra dia raiki-tahotra avokoa ny firenena manodidina anay, tsaroany reraka mafy ny fony, ary fantany fa Andriamanitray no nahavita izany asa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’ny fahavalonay tamin’ny firenena manodidina rehetra izany, dia raiki-tahotra ry zareo sady nahatsapa ny maha tsinontsinona azy. Ary niaiky ireo fahavalonay fa ilay Andriamanitray no nahavitana izany asa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'ny fahavalonay rehetra izany, dia raiki-tahotra ny firenena rehetra manodidina anay, sady hitany fa tsinontsinona izy; ary fantany fa Andriamanitray no nahavitàna izany asa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’ny fahavalonay rehetra izany dia raiki-tahotra ny firenena rehetra manodidina anay sady hitany fa tsinontsinona izy; ary fantany fa Andriamanitray no nahavitana izany asa izany.
malagasy
Ary rehefa ren'ny fahavalonay rehetra izany, dia raiki-tahotra ny firenena rehetra manodidina anay, sady hitany fa tsinontsinona izy; ary fantany fa Andriamanitray no nahavitàna izany asa izany.